Mozean’ Andafiavaratra
Fikajiana sy fanarenana ny zava-manan-tantara sisa tsy may tamin’ireo tahiry sisa tsy may tamin’ ireo vakoka tranainy tao amin’ny Rova Manjakamiadana no nandraisan’ny Mamelomaso anjara.