Arsivam-pirenena

Efa vita ny fifanekem-piaraha-miasa sy fifanampiana amin’ny Arisivam-pirenena eto Madagasikara ho amin’ny sehatra fisokajiana sy ny fampitomboana ny tahiry voahangona.